|
|
|
|

Teny iditra zava-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe zavatra

Teny iditra zava
Sokajin-teny anarana
 Taratra manenika toerana iray ka mahatonga ny zavatra rehetra iantefany ho hitan' ny maso [1.1]
 Clearness, transparency
Distinctness, perspicuity [1.2]
 Lumière, clarté, transparence, netteté [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : zava, zavan', zavan-, zavam-
Tovonana : -java, -javan', -javan-, -javam-
Tovy hevitra hazava ~ hazavana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27