| Teny iditra | zehena (zehy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Refesina amin' ny zehy: Zeheo kely ny halavan' ny rindrina atsimo Ferana, faritana, fangitana: Tsy azo zehena ny fahefan' Andriamanitra [1.1] | |||||||||
| To be measured by spans; [1.7] | |||||||||
| Qu'on mesure par empans; [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |
|