|
|
|
|

Teny iditra zendana
Sokajin-teny mpamaritra
 Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka [1.1]
 Astonished [1.7]
 ébahi; étonné [1.8]
Ohatra Ka taitra ny trondro, zendana ny voay. [2.576]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/01