| Teny iditra | zerana (zera) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan-janako Asiana, riatana: Nozeran' ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy terỳ [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|