| Teny iditra | zinara (zara) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voazara, nozaraina ho toko maromaro ka omena amin' ireo ny olona izarana; tantanina: Tsy ampy ny voankazo nozinara [1.1] | |||||||
| Partagé [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voazara | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|