| Teny iditra |
zoma
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Zohy, lava-bato [1.1]
|
| | [Provincial]
For zohy
[1.2]
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
zoma
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Masikoro]
Toerana masina itahirizana ny jinin'ampanjaka [2.606]
|
|
| Teny iditra |
zomà
|
| Sokajin-teny | anarana
|
/m:hyperonym>
| | Andro fahenina amin'ny herinandro,
manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy.
Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana
toy ny Alatsinainy ny Zomà;
natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe
"Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy.
"Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika
loatra alohan'ny fotoana [1.1]
|
| | Friday [1.2, 1.7]
|
| | Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
|
| | (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...] [tohiny 1.14]
|
| | Venerdi [1.18]
|
| | Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der
vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.
[2.470]
|
| Tsipelina hafa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
| Teny iditra |
Zomà
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| | Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
|
| | The place of holding Friday's market
[Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
|
| | Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
|
| | The Friday market-place [1.7]
|
| | Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
|
| Voambolana |
| Teny nalaina |
| Sary |
|
|