| Teny iditra |
zotra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany:
Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1]
|
| | Ny aleha, ny hitsy [1.13]
|
| | Action d'aller, de marcher, de filer droit [1.3]
|
| | Direction [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | Zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe.
[2.4]
|
| 2 | Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe.
[2.356]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
zotra,
zotram-,
zotran-,
zotran' |
| Tovonana : |
-jotra,
-jotram-,
-jotran-,
-jotran' |
|
|