|
|
|
|

Teny iditra angamaty
Sokajin-teny anarana
Singan-teny angatra, maty
 Fahamafisan' ny aretin' ny angatra tonga amin' ny heriny mafy indrindra ka tsy mahavalandrano intsony izay voany [1.1]
 [maty, dead.] A partial suppression of urine, strangury. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13