| Teny iditra | manao soa volovoloina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manao, soa, volovoloina | |
| Ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa [1.1] | ||
| Faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |
|