|
|
|
|

Teny iditra manofoka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Betsileo] Teny ilazana ny tandrok' omby manomboka mitsefatsefaka na vakivaky [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra manofoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] Mandetika fantsika [1.78]

Teny iditra mañofoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bezanozano] Maty vary [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/25