| Teny iditra |
miangatra
(angatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana
[1.1]
|
| | To show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2]
|
| | To deal unfairly, to discriminate [1.7]
|
| | Faire des partialités, des préférences [1.3, 1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Ny tantara tsy miangatra:
[2.48]
|
| 2 | Miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miangatra |
| Ny lasa : |
niangatra |
| Ny hoavy : |
hiangatra |
| Filaza mandidy : |
miangara |
|
|