| Teny iditra |
mikoa
(koa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany
Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1]
|
| | To cave in, to fall off in pieces [1.7]
|
| | S’ébouler, tomber par plaques, par pièces:
Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~
Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) [1.3]
|
| | S'ébouler, s'écrouler;
tomber par pans ou par plaques [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa.
[2.499]
|
| 2 | Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo;
[1.437]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikoa |
| Ny lasa : |
nikoa |
| Ny hoavy : |
hikoa |
|
|