Teny iditra (1/2) | 1 isika |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Samy olombelona mety diso daholo isika. (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: Malagasy izahay fa ianareo vazaha). |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) 5 [1.7] we (including those addressed) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] nous (y compris ceux à qui on parle). 7 [1.5, 1.8] nous (inclusif) |
Fanazavàna teny italianina |
8 [1.18] noi |
Mpanahaka | 9 antsika, -ntsika |
Kamban-teny |
|
Lohateny | 14 Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona) |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (2/2) | 16 ïsika |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.78] [Sihanaka]
hira |
Tovy hevitra | 19 hosika |
Fivaditsoratra | 20 asiki, isaky, isika, ïsika, saiky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |