Teny iditra Adenanthera
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Adenanthera bicolor hintsimbohitra, hintsomena, mantaora, voamantora
Adenanthera pavonina vakana, volantsaramanga
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21