|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 the sea. [Mal. lant; Ar. al-latat, the sea.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 nom donné à la mer [1.3#22]
5 [Tankarana] haute mer. [1.19]
Sampanteny 
Hafa :
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9  Alaotra
Singan-teny  10 alaotra
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12 the name of a lake in the Antsihanaka province [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 nom d'un lac dans la province d'Antsihanaka [1.3#22]
Ohatra  14  Tany ampita atsinanan' Alaotra aloha no nalehany. [2.472]
15  Moa tsy toy ny tahon' afokasoka atsipy ao anatin' Alaotra ampangotrahin' ny vilany goavambe ny lakankelinay? [2.471]
16  Tu t'émerveilleras de voir des oiseaux blancs
plus blancs que neige et nacre, escorter vigilants,
des berges de l'alôtre aux rives de l'Ikoupe
la génisse nomade aux yeux de pleine lune aussi beaux qu'une coupe
[2.466]
Voambolana  17  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  Alaotra, alaotra, 18 aloatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20