Teny iditra | aleloia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Teny hebrio voatana mandraka ankehitriny amin' ny fombam-pivavahana kristianina ka ny heviny dia hoe: Derao i Iaveh [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |