|
|
|
|

Teny iditra1  Breonia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Breonia boivinii  molompangadimadinidravina
5  Breonia cuspidata  voamolampangady, volampangady, volompangady
6  Breonia madagascariensis  molompangady, molopangady

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07