Teny iditra (1/2) | 1 Cm
![]() |
Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [3.1] Singa mivaingana, faha-96 amin'ny fisokajiana miherina. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] Curium |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] Curium |
Voambolana |
6 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Fisokajiana miherina |
Teny iditra (2/2) | 8 CM cm
![]() |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [3.1] marika romana izay milaza ny isa 900 |
Voambolana |
11 Matematika: rafitrisa |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny isa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
![]() |