Teny iditra Datura
Sokajin-teny anarana
 Datura alba : kinakoho, ramiarana, ramiary, voandramiary
Datura arborea : datiroa, felan-dakolosy
Datura fastuosa : kinakoho, maimbobe, tangarearea, voandramiary
Datura metel : kinakoho, kirary, maimbobe, ramiarana, romiary, voandramiary
Datura stramonium : ramiary
Datura tatula : kirary, ramiarana, voandramiary
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/17