|
|
|
|

Teny iditra1  Dianella
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Dianella angustifolia  vazahanakafo, vazahanakampo
5  Dianella ensifolia  kivazavaza, kivondrombohitra, masonomby, ombilahidiny, tsivazavaza, voamasonomby, voamasotaitso

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15