Teny iditra Dichapetalum
Sokajin-teny anarana
 Dichapetalum bojeri : takolokosoka, takolokosy, vahimaramadinika, vokaroky
Dichapetalum chlorinum : voambahimazana
Dichapetalum leucosia : vahimavo, vahindavenona, vahivivy, vahivy, voandavenona
Dichapetalum pachypus : vahivy, voandavenona
Dichapetalum thouarsianum : bongambosy, vahipeky, vahivy, voatenakoho
Dichapetalum virchowii : janganito
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/31