Teny iditra Digitaria
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Digitaria adscendens ahipalana, fandropalana, kindresimena
Digitaria atrofusca ahipisaka
Digitaria biformis ahidahy, ahipody
Digitaria debilis kindresifotsy
Digitaria didactyla fandropalana, volonondry
Digitaria humbertii fandrodahy, fandropalana, volonondry
Digitaria sanguinalis ahimena, ahipalana, ahipody
Digitaria timorensis fandropalana
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21