Teny iditra Drypetes
Sokajin-teny anarana
 Drypetes arguta : hazofotsy
Drypetes bathiei : andraramivavy, maroiravy, vamalopangady
Drypetes capuronii var. grandiflora : mamoanampoatra
Drypetes madagascariensis subvar. inermis : tavaka
Drypetes madagascariensis : fatindronono, marandravina, maroiravy
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17