Teny iditra (1/3) | 1 dy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] dina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
amende pour violation de contrat ; infraction à une loi ; convention ; voeu. |
Tovy hevitra | 5 dina |
Teny iditra (2/3) | 6 dy |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Taisaka]
dia, tsy tamana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] [Provincial]
wild, roving, savage |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.82] [Taisaka]
sauvage (animaux) |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 15 dia |
Teny iditra (3/3) | 16 Dy
![]() |
Sokajin-teny | 17 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [3.1] Singa mivaingana, faha-66 amin'ny fisokajiana miherina. |
Isam-pirenena |
19 [3.1] Dysprosium. |
Voambolana |
20 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
21 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |