|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  F    f    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tarehintsoratra fahadimy ary renisoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoefi nafe. Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man, izay tonga mam amin'izay: man + fototra = mamototra.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the fifth letter of the Malagasy Alphabet. It is sounded like f in father, or ff in off. When a word beginning with f is joined to another word ending in -na (or-ny), -ka, or -tra to make a compound word, the f becomes p, the -na becomes m, and the -ka or -tra is omitted, as: anaram-pody (anarana and fody); sitra-po (sitraka and fo); tongoparafara (tongotra and farafara). When the verbal prefix man- is joined to words beginning with f, the f is elided and the n becomes m, as mametra (man- and fetra).
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] La cinquième lettre et troisième consonne de l'alphabet malgache.
Mpanahaka  6  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny abidia
Lahatsoratra  8  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
10 

Teny iditra (2/3)11  f~
Sokajin-teny  12  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)13  F    
Sokajin-teny  14  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  15  [3.1] Singa mietona, fahasivy amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  16  [3.1] Fluorine
Fanazavàna teny frantsay  17  [3.1] Fluor
Voambolana  18  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21