Teny iditra (1/2) | 1 fanafahana |
Fototeny | 2 afaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] la délivrance, l'affranchissement, l'exemption, le moyen, le motif, le lieu, le temps |
Ohatra |
5 fanafahana no fihetseham-po nameno ny daholo. [2.472] |
Teny iditra (2/2) | 6 Fanafahana |
Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [2.611] Fialana tany Ejipta. Manazava ny fialan' ny Vahoaka Hebreo avy tany Ejipta teo ambany fitarihan' i Mosesy |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [3.1] Exodus |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [3.1] Exode |
Voambolana |
11 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 12 eksaody, eksaody, eksaody, eksodosy, eksodosy, eksodosy |
Fivaditsoratra | 13 fanafahana, fanahafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |