Teny iditra | 1 Faraony |
Fototeny | 2 fara |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10#F400] renirano lehibe miandoha ao atsimon-Ifanadiana (avaratra-atsinanan' i Fianarantsoa), dia miatsinanana somary mianatsimo, mandala eo avaratr' i Sahasinaka, dia mivarina amin-ny ranomasina eo avaratr' i Manakara |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.11] fleuve de la préfecture de Farafangana |
Voambolana |
6 Haitoetany: renirano, farihy |
Fivaditsoratra | 7 aforany, anafory, anifora, arafony, faranio, Faraony, fiorana, firanao, foranay, iforana, rafonay, raofina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |