|
|
|
|

Teny iditra1  Filicium    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Filicium decipiens  ampangaravina, androbolamena, elatrangidina, hazomboay, hazomposa, hazompoza, kiringiravina, ramaindafy, rehiaky, vatokely
5  Filicium longifolium  savonihazo
6  Filicium thouarsianum  maroampototra

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/09