Teny iditra Foetidia
Sokajin-teny anarana
 Foetidia clusioides : natofotsy, natohely, natokeliravina, natokely
Foetidia obliqua : hazontazanana, siho
Foetidia retusa : namolana
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/31