Teny iditra (1/4) | 1 ga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fonon-tanana, vita amin' ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy ~ Manao ga |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] gloves |
Voambolana |
5 Toe-karena: zaitra |
Mpanahaka | 6 gantanana, manaoga |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 9 ga |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Bara]
olona avy narary nefa mbola tsy matanjaka, bamby |
Teny iditra (3/4) | 12 ga~ |
Sokajin-teny | 13 tovona [Fitanisana] |
Teny iditra (4/4) | 14 Ga
![]() |
Sokajin-teny | 15 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [3.1] Singa miranoka, faha-31 amin'ny fisokajiana miherina. |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [3.1] Gallium. |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] Gant |
Voambolana |
19 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |