Teny iditra (1/2) | 1 mahatanty |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy 4 [1.13] maozatra, tsy laitra, mahari-pery |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be able to endure; to be able to resist temptation |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation 7 [1.13] résistant |
Fototeny | 8 tanty |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mahatohitra |
Teny iditra (2/2) | 13 Mahatanty |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Ohatra |
15 [2.508#125] Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera |
Voambolana |
16 Tantara: olona |
Fivaditsoratra | 17 hitatanam, Mahatanty, mahatanty, nitataham |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/28 |
![]() |