|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  manombo
Fototeny  2  hombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an' i Kristy tamin' ny hazo fijaliana ny Jody
Mandentika olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin' ny teniko ihany i dada
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to fasten with nails or spikes
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] attacher avec des chevilles ou des clous
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)11  manombo
Fototeny  12  tombo
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] (mihombo no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enti-milaza aretina): Nanombo ny aretiny hatramin' ny omaly
Tovy hevitra  15  mihombo

Teny iditra (3/4)16  manombo
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Bara] mitombo
19  [1.78] [Taisaka] manitatra, mihalehibe
20  [1.78] [Tanosy] mampitombo, manitatra

Teny iditra (4/4)21  Manombo
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.11] fleuve de la région du nord-ouest de la sous-préfecture de Tuléar ... Il reçoit sur sa rive droite l'Adranojaza
Voambolana  24  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  25  Manombo, manombo, namombo, naombom

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08