Teny iditra | Md | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanafohezan' ny hoe masindahy [3.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Saint [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Saint [3.1] | |
Zanakanarana | ||
Teny iditra | Md | |
Sokajin-teny | anarana (eva) | |
Fanazavàna teny malagasy | Singa mivaingana, faha-101 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Mendelevium. [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mendélévium. [3.1] | |
Voambolana | Simia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02 |