Teny iditra | Naloan > aloa (loa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be vomited; to be paid [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on vomit; qu'on paie [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | Naloan > aloa | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Moka [1.78] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||||||
Tovy hevitra | aloe | ||||||||
Fivaditsoratra | alao, aloa, aola |