| Teny iditra | 1 Nivondrahona |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Voambolana | 3 Tantara: olona 4 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
5 Fianakaviana hafa kely 6 Ranonivola tao amoron' Itasy : >ny fahoriana vokatry ny hatsaran-tarehy 7 1939 Fitia nandresy ny fasana 8 1947 Misy vitsika mantsy ny fony |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|