Teny iditra Opuntia
Sokajin-teny anarana
 Opuntia ferox : raiketa
Opuntia vulgaris : aketa, lain-draketa, raketa, tsilo, voantsilo, voantsiloraiketra
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17