Teny iditra | 1 resena |
Fototeny | 2 resy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana ~ Tokony horesena ny hatezerana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be defeated, to be conquered |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on bat, qu'on conquérit |
Ohatra |
7 [2.470] Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny resena io |
Fivaditsoratra | 13 resena, serena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |