Teny iditra (1/2) | 1 s |
Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny abidia |
Lahatsoratra |
6 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 8 S |
Sokajin-teny | 9 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
10 Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 Sulfur. [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 Soufre. [3.1] |
Voambolana |
13 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07 |