Teny iditra (1/3) | 1 satan- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe sata |
Ohatra |
3 Ny satan' ny fivoriana ampahibemaso dia misy famerana sasantsasany. [4.27#] 4 Soa ihany fa ny fanahy tsy voagehin' ny satan' ny tany, manana fanantenana manokana! [2.499#] |
Teny iditra (2/3) | 5 Satan
![]() |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [3.1] Satana |
Voambolana |
8 Soratra Masina |
Teny iditra (3/3) | 9 Satan
![]() |
Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [3.1] Satana |
Voambolana |
12 Soratra Masina |
Fivaditsoratra | 13 Antsa, antsa, natsa, santa, satan-, tsana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |