|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  se
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] hoby
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny se io

Teny iditra (2/2)6  Se    
Sokajin-teny  7  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  8  [3.1] Singa mivaingana, faha-34 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  9  [3.1] Selenium.
Fanazavàna teny frantsay  10  [3.1] Sélénium.
Voambolana  11  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21