|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  soba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] sampona

Teny iditra (2/2)4  soba
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] [Sakalava] Soratr' omby tokam-bolo fa fotsy ny lohany sy ny siranandony
7  [1.78] [Sihanaka] omby fotsy loha sy kibo, olona sola na tsy be

Fivaditsoratra  8  sabo, sabò, soba

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08