Teny iditra Streptocarpus
Sokajin-teny anarana
 Streptocarpus hilsenbergii : sanganakoholoko, tsimbolaotra
Streptocarpus paniculatus : voahangindrano
Streptocarpus polyphyllus : maitsoampondra, rabopetabato, sifimbato
Streptocarpus thompsonii var. bojeri : tsimbolaotra
Streptocarpus thompsonii : tsimbolaotra
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17