|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tambahoaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  kinaoly, olona zeny [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  Tambahoaka
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  6  Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. [1.11]
8  population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) [1.5]
Voambolana  9  Tantara: firenena
Tsipelina hafa  10  antambahoaka, antambahoaka
Tsanganana sy sary iray takila  11  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  12  mahakotaba, mahatobaka, Tambahoaka, tambahoaka, mahakotaba, mahatobaka, Tambahoaka, tambahoaka

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27