Teny iditra (1/2) | 1 u |
Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra ary zanasoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1] |
Mpanahaka | 4 abidỳ |
Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny abidia |
Lahatsoratra |
6 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 9 U |
Sokajin-teny | 10 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Singa mivaingana, faha-92 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 Uranium. [3.1] |
Voambolana |
13 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07 |