|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  v
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny abidia
Lahatsoratra  6  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
7 

Teny iditra (2/3)8  V
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny isa

Teny iditra (3/3)13  V
Sokajin-teny  14  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  15  Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  Vanadium [3.1]
Voambolana  17  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07