Teny iditra vatovy (vato, vy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bato mafy mainty avy amin' ny volkano [Rajemisa 1985]
 anarana iombonan'ny vato misy vatongaly [SLP 1986]
Famaritana frantsay roche basaltique [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra Vatovy (vato, vy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany vato, vy

2013/10/21