Teny iditra w
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Mpanahaka  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Sary 

Teny iditra W
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mivaingana, faha-74 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Tungsten. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Tungstène. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14