|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  W    w    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
Mpanahaka  4  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny abidia
Sary 

Teny iditra (2/2)8  W    
Sokajin-teny  9  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  10  [3.1] Singa mivaingana, faha-74 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  11  [3.1] Tungsten.
Fanazavàna teny frantsay  12  [3.1] Tungstène.
Voambolana  13  Simia
Teny nalaina  14  Soratra misy io teny W io
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21