Teny iditra aankina (ankina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina [1.1]
Ohatra Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aankina, aankiko, aankinao, aankiny, aankintsika, aankinay, aankinareo
Ny lasa : naankina, naankiko, naankinao, naankiny, naankintsika, naankinay, naankinareo
Ny hoavy : haankina, haankiko, haankinao, haankiny, haankintsika, haankinay, haankinareo
Filaza mandidy : aankino

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05