Teny iditra | 1 abado |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 sakivy [1.10#A.21] 4 soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony) [Betsileo] [1.78] |
Voambolana |
5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fivaditsoratra | 6 abado, aboda, Adabo, adabo, badao, boada |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |